|
|
|
|

Teny iditra1  asidra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Ranomahery faninginana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  [English acid] acid [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5  acide [1.13]
Ohatra  6  Misy asidra ireo raviny ka tena manadio. [2.356#]
7  Mino aho fa tsy nahatelina asidra ny zanakareo. [2.445#]
Voambolana  8  Simia
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  13  adrisa, asidra, radisa

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/02