|
|
|
|

Teny iditra1  asio
Sokajin-teny  2  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana asiana [Fitanisana]
Ohatra  3  [1.1] asio sira ny laoka
4  [1.8] asio vomanga itý sombin-tany itý
5  [1.8] Asio bokotra kely itý akanjoko
Fototeny  6  isy
Tsipelina hafa  7  asivo
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  9  asio, asoi, isao, osai

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/19