|
|
|
|

Teny iditra1  asio
Fototeny  2  isy
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana asiana [Fitanisana]
Ohatra  4  asio sira ny laoka [1.1]
5  asio vomanga itý sombin-tany itý [1.8]
6  Asio bokotra kely itý akanjoko [1.8]
Tsipelina hafa  7  asivo
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  9  asio, asoi, isao, osai

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21