Teny iditra | 1 asoka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Atsoboka, alentika ao anaty rano dia tsoahina: Asokay ao anaty kafe misy ronono ny mofo |
Fototeny | 4 soka |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 9 akaso, akosa, asako, asaok, asoak, asoka, kasao, kasoa, sakao, sakoa, Sakoa, saoka, soaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/19 |
![]() |