Teny iditra | soka- | |||||||||||||||
Sokajin-teny | endritenin' ny hoe sokatra | |||||||||||||||
Anaram-biby |
| |||||||||||||||
Teny iditra | soka | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Tanosy] Loko [1.78] | |||||||||||||||
Fanatsobohana ao anaty rano, toy ny fandokoana ny lamba na fanofenana ny vy avy notefena Ranon-doko mainty, loko mainty: Lopotra tsara soka. [1.1] | ||||||||||||||||
Ranon-doko [1.13] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Teinture [1.13] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Fivaditsoratra | kaso, kosa, sako, soka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/25 |