Teny iditra asolelaka (solelaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atao misokatra be ny vavany, tsy asiana miafina ny ao anatiny [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : asolelaka, asolelako, asolelakao, asolelany, asolelatsika, asolelakay, asolelakareo, asolelak', asolela-
Ny lasa : nasolelaka, nasolelako, nasolelakao, nasolelany, nasolelatsika, nasolelakay, nasolelakareo, nasolelak', nasolela-
Ny hoavy : hasolelaka, hasolelako, hasolelakao, hasolelany, hasolelatsika, hasolelakay, hasolelakareo, hasolelak', hasolela-
Filaza mandidy : asolelaho

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20