|
|
|
|

Teny iditra1  asolo
Fototeny  2  solo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Atao solo: Itỳ antsipika itỳ asolo ilay anao verin' ny zanako
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#623] Celui ou ce qui sert à remplacer: Inty ny boky asoloko ny anao very (Voici un livre pour remplacer le vôtre qui est perdu)
Ohatra  6  fa ataonao tompokolahy sy tompokovavy no asolo ny anarany enti-manona azy? [2.59#200]
7  Ary rehefa manao izay hevitra tokony hahalatsaka azy ianareo, ka tsy raisiny ihany, dia soloy, kanefa aza vola madio no asolo azy. [2.366#138]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny asolo io

Fivaditsoratra  13  asolo, solao, soloa

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21