Teny iditra asombolamandrorona
Singan-teny asombola ; mandrorona
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny malagasy Ny fotoana iratran' ny volana Asombola mandra-pahafatiny, ary heverin' ny mpanandro ho tsy azo isantaran-javatra [1.10]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/02