|
|
|
|

Teny iditra1  asombolamandrorona
Singan-teny  2  asombola, mandrorona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.10] ny fotoana iratran' ny volana Asombola mandra-pahafatiny, ary heverin' ny mpanandro ho tsy azo isantaran-javatra
Voambolana  5  Fotoana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07