Teny iditra atandrify (tandrify)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atao eo anoloana, mifanatrika amin' ny...: Aza atandrify ny trano ny lava-pako [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : atandrify, atandrifiko, atandrifinao, atandrifiny, atandrifintsika, atandrifinay, atandrifinareo, atandrifin', atandrifin-, atandrifim-
Ny lasa : natandrify, natandrifiko, natandrifinao, natandrifiny, natandrifintsika, natandrifinay, natandrifinareo, natandrifin', natandrifin-, natandrifim-
Ny hoavy : hatandrify, hatandrifiko, hatandrifinao, hatandrifiny, hatandrifintsika, hatandrifinay, hatandrifinareo, hatandrifin', hatandrifin-, hatandrifim-
Filaza mandidy : atandrifio

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05