Teny iditra tandrify
Sokajin-teny mpampiankin-teny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Manatrika ny, mifanatrika amy: Tandrifin' ny lapan' ny tanàna no misy ny tranony
Sahaza, antonona: Tandrify ho vadinao io zazavavy io ka aza misalasala ~ Tandrify azy mihitsy ilay aga
(Tsara homarihina fa amin' ilay hevitra (1) dia tandrifin' ny, tandrifiko, tandrifinao, tandrifiny... no ampiasaina, fa amin' ilay hevitra (2) kosa, tandrify ny, na tandrify ahy, tandrify anao, tandrify azy..., ka fiteny diso ny hoe: tandrifin' azy)
[1.1]
Fanazavàna teny frantsay Vis-à-vis, à l'opposé, en face; qui va droit au but, qui est de même condition, propre à, juste, convenable, proportionné, en rapport [1.3]
Ohatra Tsy zatovo lany tandrify, ka hampakatra ny efa nisaorana. [2.346]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/02