Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Haianarantany
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
1
atanteraka
Sokajin-teny
2
matoantenin' ny iharana
Fototeny
3
tan
te
raka
Haiendriteny
4
Ny ankehitriny :
atanteraka
, atanterako, atanterakao, atanterany, atanteratsika, atanterakay, atanterakareo, atanterak', atantera-
5
Ny lasa :
natanteraka, natanterako, natanterakao, natanterany, natanteratsika, natanterakay, natanterakareo, natanterak', natantera-
6
Ny hoavy :
hatanteraka, hatanterako, hatanterakao, hatanterany, hatanteratsika, hatanterakay, hatanterakareo, hatanterak', hatantera-
7
Filaza mandidy :
atanteraho
Fanazavàna teny malagasy
8
[
1.1
]
Entina manatanteraka, mandoaka hatrany ambadika
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29