Teny iditra | ![]() |
tanteraka | ||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Famaritana malagasy | Loaka tafaboroaka any ambadika: Ataovy tanteraka any ambadika ny fantsika ¶ Vita tsara an-tsakany sy an-davany, tontosa: Tanterakaizao ny nokasainao ka ahoana ¶ Lavorary, tomombana: Tamim-panajana tanteraka no nandraisany anay [Rajemisa 1985] | |||
Famaritana anglisy | effected, accomplished, completed; perfect [Hallanger 1973] | |||
Famaritana frantsay | effectué, accomplit; parfait [Hallanger 1974] | |||
Famaritana frantsay | réalisé; débouchant; totalement [SLP: Voambolana] | |||
Sampanteny | anatanterahana, aninterahana, atanteraka, fahatanterahana, fanatanteraka, fanatanterahana, faninteraka, faninterahana, mahatanteraka, manatanteraka, maninteraka, mpanatanteraka, mpaninteraka, tanterahina, voatanteraka | |||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| |||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny tanteraka io | |||
Nohavaozina tamin' ny 2012/09/09 |
![]() |