Teny iditra atao tra-drasa (tao, tratra, rasa)
Sokajin-teny kambanteny
Ohatra Notapahiny avy hatrany ny hevitra fa tsy maintsy atao tra-drasa ilay omby, na inona na inona hiseho. [2.472]
Tovy hevitra tra-drasa

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31