|
|
|
|

Teny iditra1  atatatra
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Entina manatatra, manao tatatra
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] ce qui sert à creuser les rigoles, les sillons, les canaux
Fototeny  5  tatatra
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10  atatatra, tatatara

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21