Teny iditra tatatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Lakandrano kely nohadina mba handehanan' ny rano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A furrow; a gutter, a water-channel [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Rigole [1.3, 1.8]
 Canal des rizières, sillons creusés dans les rizières pour les dessécher [1.3]
 Caniveau [1.8]
 Canal; drain [1.13]
Ohatra 
1dobo hono hianao ka tsy nahafeno siny
tatatra ka tsy nahatan-driaka
horakoraka no an'ny sahona
fa ny tsiboboka ihany no tompon'ny rano
[2.131]
2Izany izy mifatratra anaty tatatra mihosona zezika maloto tsy reny fofona akory! [2.470]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Ohabolana 

Teny iditra tatatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Kiaka kely atao amin'ny hoditra asiana vaksiny [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Scarification [1.13]
Voambolana 
Sampanteny 

Teny iditra tatatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Mahafaly] (de atatra : tomber raide mort ; allusion à la toxicité bien connue des graines). Jatropha mahafalensis Jum. & H.Perrier (Euphorbiaceae). Nom malgache relevé par H. Poisson in herbier n° 712. Graines oléagineuses fournissant une huile employée pour l'éclairage ou la fabrication de savon à la mode malgache. L'espèce est spontanée aux environs de Tuléar, mais on la plante parfois aussi pour faire des clôtures à la manière du Pignon d'Inde introduit, Jatropha curcas L. Notons qu'une autre espèce de jatropha, Jatropha multifida L. a été introduite et est parfois cultivée dans les jardins des régions côtières sur le nom de « Manioc à fleurs ». Pour les usages économiques voir H. Poisson : Notice documentaire sur le betatra, Bulletin Économique de Madagascar, 20e année, nos 3-4 (1923) p. 126-129. Voir atatra. [1.196]
Anarana siantifika Jatropha mahafalensis
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19