Teny iditra | 1 atelemo |
Sokajin-teny | 2 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana atelina [Fitanisana] |
Fanazavàna teny frantsay |
3 [1.3#693] |
Ohatra |
4 [2.131#] Voankazo an'ala ry zandry ny mamy atelemo ny mangidy aloavy 5 [1.406#] Alao ny afo ka ataovy mirehitra be ao am-patana, ary anefeo antsy fiharatra aho, ka atelemo amin' ny akondro |
Fototeny | 6 telina |
Tsipelina hafa | 7 atelomy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/28 |
![]() |