Teny iditra | 1 atelina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Agorodana na avarina any an-tenda: Atelomy haingana iny pilina iny fa mangidy |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to be swallowed |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#693] à avaler 6 [1.8] qu'on avale |
Ohatra |
7 [2.424#] Mahalana no tsara kokoa noho ny vitamina atelina ny vitamina atsindrona. |
Fototeny | 8 telina |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Lohateny |
Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
Fivaditsoratra | 16 atelina, elatina, tainale |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/28 |
![]() |