|
|
|
|

Teny iditra1  atelemo
Fototeny  2  telina
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana atelina [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#693]
Ohatra  5  Voankazo an'ala ry zandry ny mamy atelemo ny mangidy aloavy [2.131#]
6  Alao ny afo ka ataovy mirehitra be ao am-patana, ary anefeo antsy fiharatra aho, ka atelemo amin' ny akondro [1.406#]
Tsipelina hafa  7  atelomy

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/28