Teny iditra | 1 aterina |
Fototeny | 2 atitra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Entina: Naterina tany amin' ny hopitaly ilay marary averina amin' ny nakana azy: Atero ny sininay nindraminareo |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to be offered; to be conveyed |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3, 1.8] Qu’on offre 7 [1.3] qu’on conduit, qu’on porte 8 [1.8] qu'on apporte |
Ohatra |
9 Dia aterina lavidavitra, am-panajana, ny mpamangy. [2.245] 10 avy any Madera amy ny Ambodirano ny solifara aterina mankeo. [2.48] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 15 aretany, aretina, aterany, aterina, etranay, iaretan, ietrana, niareta |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |