|
|
|
|

Teny iditra1  ati-dranomaso
Singan-teny  2  atitra, ranomaso
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] fiakarana any androva mba hitomany ny mpanjaka vao niamboho

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07