|
|
|
|

Teny iditra1  atin-kena
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] ny atin' ny omby, kisoa na ondry vonoina hohanina
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] [hena, beef.] A bullock's liver.
Voambolana  5  Toe-karena: hanina
Singan-teny  6  aty, hena
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny atin-kena io

Fivaditsoratra  8  atin-kena, tain-kena

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21