Teny iditra | 1 atitra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Fanolorana na fitondrana zavatra any amin' olona [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
4 Action de présenter, d’offrir, de conduire, d’escorter, de porter, d'apporter, de rendre [1.3] |
Ohatra |
5 Izany no didy, ary izany no anaovany ny vodiondry didy tsy afaka rahefa voa atitra. [2.48] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 12 atitra, itatra, taitra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/21 |