|
|
|
|

Teny iditra1  atmosfera
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Rivotra sy gazy manodidina ny tany
4  [1.13] faritra manodidina ny bolantany misy etona sy rivotra samihafa antoky ny fiainana
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13] atmosphère
Ohatra  6  Navesatra ny atmosfera, fa nitataovan-drahona! [2.499]
7  ary dia nakarina ho any amin' ny atmosfera ambony izy. [1.38]
Mpanahaka  8  aera, rivotra
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12