Teny iditra aera
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan' entona iainan' ny zavamananaina rehetra, ka ny fivoivoizan' io entona io no mahatonga ny rivotra: Aera mahamay no fohin' ny miaina, ka indreny ny biby fiompy valabalaka mamonjy alokaloka...(Auguste Rajaonarivelo) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Air [1.13]
Ohatra Ny fameroveron'ny hanitry ny vonim-pibasy nameno ny aera, ka nahataona ny tantely hanatona hitsentsitra ny rano mamy ao anatiny. [2.324]
Voambolana 
Mpanahaka  atmosfera ~ rivotra

Teny iditra Aera
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Aera, Ara: [2.996]
 Arah [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Arah [2.996]
Voambolana 
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31