Teny iditra Atoa
Sokajin-teny anarana (fanafohezanteny)
Famaritana malagasy  Andriamatoa [3.1]
Ohatra 
1Ary dia tsy lany solombavambahoaka moa Atoa Ravelojaona. [Ravelomanana: Lalana, takila 128]
2Tia tanindrazana sy mpanompon' ny Firenena Atoa Randriamamonjy F. [Randriamamonjy: Tantara, takila 4]
Voambolana 
 

Teny iditra atoa
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Antsa na hira miaraka amin' ny lamako, fanindrahindrana sy fanasohasoana ny mpanjaka, na fanao amin' ny fanandratana ny sampy taloha [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a song sung in honour of the sovereign, the idols, or at the time of circumcision. [Richardson 1885]
Voambolana 
Sampanteny 

Teny iditra atoa
Sokajin-teny mpampiankin-teny [firaketana]
Famaritana malagasy  [Taisaka] etsy [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay  [Taisaka] là (près) [Deschamps 1936]
Fitovian-keviteny ato

2017/08/03