Teny iditra | 1 atobaka |
Fototeny | 2 tobaka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Atsipy hibosasaka; ampidinina na arotsaka be dia be: Tandremo sao atobakao atỳ iny rano maloto iny [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 to be spilled over the edge, to be sloshed back and forth (of a liquid) [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 à faire déborder, à faire passer par-dessus les bords en remuant [1.3] 7 qu'on agite et fait déborder; qu'on fait déborder en remuant [1.8] 8 qu'on fait déborder [1.5] |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 13 tobahina |
Fivaditsoratra | 14 akotaba, atobaka, taboaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |