|
|
|
|

Teny iditra1  atodinakanga
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.13] bonga eo amin'ny taovam-pananahan'ny lahy
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13] testicule
Voambolana  5  Haiaina
Fototeny  6  atody, akanga
Tovy hevitra  7  vihy

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10