Teny iditra (1/3) | 1 vihy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.13] bonga eo amin'ny taovam-pananahan'ny lahy |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.13] testicule |
Voambolana |
5 Haiaina |
Tovy hevitra | 6 atodinakanga |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/3) | 8 vihy |
Sokajin-teny | 9 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
10 [1.78] [Bara]
voa 11 [1.78] [Taisaka] voan-javamaniry voa madinika 12 [1.78] [Sihanaka] voa madinika 13 [1.78] [Tanosy] voa |
Fanazavàna teny frantsay |
14 [1.196] Fruit ou graine, d'après H.Perrier ; Leandri et Faublée (équivalent de voa (1) (Merina)). Dans certains villages, c'est aussi le nom donné aux tubercules multipliés par l'homme (boutures). [Sakalava]
|
Ohatra |
15 [2.117] Izay manome voa na vihy toy ilay nafafy ihany no tena masomboly. |
Voambolana |
16 Haizavamaniry: voankazo |
Tovy hevitra | 17 vihiny |
Teny iditra (3/3) | 18 vihy |
Sokajin-teny | 19 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
20 [1.13] voa ao anatin'ny sela |
Fanazavàna teny frantsay |
21 [1.13] noyau |
Voambolana |
22 Haiaina |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |