|
|
|
|

Teny iditra1  atodintazo
Singan-teny  2  atody, tazo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fivontosan' ny ary, izay hita mibontsina eo amin' ny faritra an-kavia amin' ny kibo
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] An enlarged spleen, arising from frequent attacks of fever.
6  [1.7][atodin-tazo] an enlarged spleen, thought to be caused by malaria
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8][atodin-tazo] hypertrophie de la rate, considérée comme suite de la fièvre
8  [1.5][atodin-tazo] hypertrophie de la rate (fièvre)
Voambolana  9  Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07