Teny iditra tazo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazan'aretina mampanetsetra sy miteraka fanaviana izay mampisondrotra ny hafanana ary mandreraka tsikelikely: Nandringana olona izaitratra ny tazo fahiny teto Madagasikara ~ "Injany manako ny kotrok'orana / Mandreraka sady mandazolazo / Tsapaina ny fo, ka mangorangorana / Matana kanefa tsy voan'ny tazo" (S. BEM)
¶ Aretim-panahy noho ny fahavoazana iray lehibe nihatra tamin' ny tena: Voan' ny tazom-karena Rangahy iny [Rajemisa 1985]
 fanaviana mampiakatra hafanana [SLP 1986]
Famaritana anglisy malaria; fever in general [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay la fièvre [Abinal 1888]
 paludisme [Hallanger 1974, Rajemisa: Vakoka]
 malaria; fièvre en général [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay fièvre [SLP 1986]
Voambolana 
Sampanteny 
Mpanahaka  tazo tefoedra
Teny nalaina 
Lahatsoratra 

2019/12/12