|
|
|
|

Teny iditra1  atodiny marika
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] enti-milaza atodin-kao vao foy izay amantarana fa misy hao ny loha ahitana izany
Singan-teny  4  atody, marika

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07