Teny iditra | marika | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Famaritana malagasy | Soratra na sary milaza isa: Ataovy marika arabo fa tsy romanina ¶ Fanisana, fahaizana manisa: Mianatra marika ~ Manao marika ¶ Famantarana: Asiana marika ny lamban' ny kilasimandry ¶ Sary fanamarinana, porofo: Atolotray anao itỳ voninkazo itỳ ho mariky ny fankasitrahanay ¶ Fakan-tahaka, filamatra: Ity nomeko anao hatao marika, ka nahoana no novanao? ¶ Soritra: Ny batemy dia manisy marika tsy azo vonoina ao amin' ny fanahy [Rajemisa 1985] | ||||
Fandikana anglisy | a sign or mark ¶ a plan or drawing ¶ arithmetic [Hallanger 1973] | ||||
Fandikana frantsay | signe ou marque [Hallanger 1974] | ||||
Sampanteny |
| ||||
Haiendriteny |
| ||||
Ny fihaviany | Frantsay: marque. | ||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||
Ohatra |
| ||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny marika io | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2021/01/29 |
![]() |