Teny iditra atodiomby (atody, omby)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavatra boribory voloina hita indraindray ao anatin' ny rorohan' omby [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A ball of hair sometimes found in the stomach of cattle. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31