| Teny iditra | 1 atody miady amam-bato |
| Singan-teny | 2 atody, 3 miady, 4 amana, 5 vato |
| Sokajin-teny | 6 kambanteny |
| Ohatra |
7 Ataony ahoana anefa, atody miady amam-bato izy amin' ny setrasetran' ny mpampiasa azy
[2.470#151]
8 atody miady amam-bato ihany ny mponina ary samy matahotra ny ainy ka tsy nisy sahy nivoaka [4.14] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|