Teny iditra atom > atona
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] amalona lehibe, tona [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay   [Taisaka] grosse anguille réputée pour sa férocité [Deschamps 1936]
Voambolana  

Teny iditra atom > ato
Sokajin-teny   tambinteny [firaketana]
Famaritana malagasy   [Taisaka] etsy [Rakotosaona 1972]
   Milaza toerana misy ny tena: Mafana ato an-trano noho ny any ivelany [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   here close at hand (not in sight); see mankàto [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   [Taisaka] là (près) [Deschamps 1936]
   ici tout près, pas visible [Hallanger 1974]
Ohatra  
1Tsy ato izy, hoy i Dada. [Andraina: Mitaraina, takila 209]
2Nofongorako hiala ato am-poko! [Rajaonarivelo: Bina, takila 30]
Voambolana  
Sampanteny  
Ny bikany  
ato
tato
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Fifanahafana   etỳ ~ eto ~ eo ~ etsy ~ eny ~ eroa ~ erỳ
   atỳ ~ ato ~ ao ~ atsy ~ any ~ aroa ~ arỳ

Teny iditra atom > ato
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Enti-milaza fiatoana [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   action de s'arrêter [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995]
   action de s'interrompre [Abinal 1888]
Sampanteny  

atom   
ataoma