Teny iditra | 1 atondraka |
Fototeny | 2 tondraka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Araraka eo ambony: Hatondraka ve ny ro sa samy maka ato anaty vilia jobo? (biby) Avala hanaram-po miraoka ahitra eny amin' ny volin' olona: Aza atondrak' ialahy etỳ ny ombin' ialahy, ry Lita |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 9 atandrako, atondraka, taka-drano |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |