Teny iditra atontona (tontona)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Azera mba hitofoka: Aza atontona io kesika io fa misy zavatra mora vaky ao anatiny
Adona amin-javatra: Atontona amin' ny voto ny lamba sasana [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : atontona, atontoko, atontonao, atontony, atontontsika, atontonay, atontonareo, atonton', atonton-, atontom-, atonto-
Ny lasa : natontona, natontoko, natontonao, natontony, natontontsika, natontonay, natontonareo, natonton', natonton-, natontom-, natonto-
Ny hoavy : hatontona, hatontoko, hatontonao, hatontony, hatontontsika, hatontonay, hatontonareo, hatonton', hatonton-, hatontom-, hatonto-
Filaza mandidy : atontony
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20