Fizahan-teny

Ohabolana : atontona

Ohabolana Antitra natonton' olona, ka zara raha nahatana ny ainy. [Rinara 1974 #295]
Antitra natonton’ olona : zara raha mahatana ny ainy. [Veyrières 1913 #1804, Cousins 1871 #248]
Dikanteny frantsay Vieillard qu' on se met à frapper : heureux pour lui s' il garde la vie. [Veyrières 1913 #1804]
Fanazavana frantsay Se disait de ceux qui étaient sans défense. [Veyrières 1913 #1804]

Ohabolana Sasa lamba malemy be tseroka : atontona mafy, atahoran-ko rovitra; atontona malemy, atahorana tsy hadio. [Cousins 1871]
Sasa-lamba malemy be tseroka : atontona mafy atahoran-ko rovitra, atontona malemy, atahoran-tsy hadio. [Rinara 1974]

Ohabolana Tsokan’ omby mahian’ Ivonizongo: atontona, tsy mandeha; trohina, mamahana; nefa raha tazanina, toa hirotsaka ihany. [Cousins 1871]
Tsokan' omby mahian' i Vonizongo : atontona tsy mandeha, trohina mamahana, nefa raha tazanina toy ny hirotsaka ihany. [Rinara 1974 #4470]

Fizahan-teny