|
|
|
|

Teny iditra1  atopazy
Sokajin-teny  2  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana atopy [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3]
Ohatra  5  [2.996] atopazy manodidina ny masonao ka jereo!
6  [2.996] dia vonoy ny ondrilahy, ka tantazo ny ràny, dia atopazy manodidina amin' ny lafin' ny alitara;
Fototeny  7  topy
Tovy hevitra  8  atopazo

Fivaditsoratra  9  atopazy, itopaza

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/16