|
|
|
|

Teny iditra1  atosika
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Aronjina mba hivoaka amin' ny faritra iray na hamotraka nahandroaka azy: Natosiny aho ka lava
Roahina tsy ho anisany intsony: Natosiky ny fianakaviana izy
Atolotra ny fitsarana: Tsy maintsy atosiky ny fokonolona ny mpangalatra
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] to be pushed
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#734] Qu’on pousse, qu’on chasse de la caste, qu’on livre aux juges, (poissons) qu’on pousse vers la nasse: Natosiko kely foana izy dia lavo (Je l’ai poussé tant soit peu et il est tombé) ~ Natosiky ny ray aman-dreniny izy (il a été chassé par ses parents) ~ Natosiky ny mponina ny mangalatra (Le voleur à été livré à la justice par les habitants)
6  [1.8] qu'on pousse
Ohatra  7  [2.508#] Kanefa Razaka aza atosika eo Ambohimalaza Andriantompokoindrindra.
8  [2.332#] Motinjavatra toy ny pensilihazo no atosika miakatra na midina, dia maty na mirehitra.
Fototeny  9  tosika
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny atosika io

Fivaditsoratra  19  atakosi, atosika, atsaiko, atsakoy, atsiako, atsikao, atsokay, itsakoa, tsaikao

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21