Teny iditra | 1 atosika |
Fototeny | 2 tosika |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Aronjina mba hivoaka amin' ny faritra iray na hamotraka nahandroaka azy: Natosiny aho ka lava Roahina tsy ho anisany intsony: Natosiky ny fianakaviana izy Atolotra ny fitsarana: Tsy maintsy atosiky ny fokonolona ny mpangalatra |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to be pushed |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#734] Qu’on pousse, qu’on chasse de la caste, qu’on livre aux juges, (poissons) qu’on pousse vers la nasse: Natosiko kely foana izy dia lavo (Je l’ai poussé tant soit peu et il est tombé) ~ Natosiky ny ray aman-dreniny izy (il a été chassé par ses parents) ~ Natosiky ny mponina ny mangalatra (Le voleur à été livré à la justice par les habitants) 7 [1.8] qu'on pousse |
Ohatra |
8 Kanefa Razaka aza atosika eo Ambohimalaza Andriantompokoindrindra. [2.508#] 9 Motinjavatra toy ny pensilihazo no atosika miakatra na midina, dia maty na mirehitra. [2.332#] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Ohabolana | 18 Ohabolana misy io teny atosika io |
Fivaditsoratra | 19 atakosi, atosika, atsaiko, atsakoy, atsiako, atsikao, atsokay, itsakoa, tsaikao |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |