Teny iditra atovalahy (atova, lahy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taisaka] vilia hazo misy tongony efatra [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay  [Taisaka] plat en bois sur quatre pieds [Deschamps 1936]

2014/09/25