|
|
|
|

Teny iditra1  atovo
Fototeny  2  tovo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Entina manovo, na maka rano hatao ao' anaty siny na zavatra hala: Kely loatra ny zinga atovonao rano ao am-pantsakana ka ela vao mahafeno siny ianao
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9  atovo, tovoa, voato

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20