Teny iditra | 1 atroatra |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Asaina na avala mitroatra, mitsangana tampoka amin' izay misy azy |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] à faire sauter, bondir, cabrer, à irriter |
Fototeny | 5 troatra |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 10 ataratro, atroatra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |