Teny iditra | troatra | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fialana tampoka amin' izay misy ny tena noho ny hatairana na fandrenesana maharary mafy Fahatairan' ny biby tampoka ka mahatonga azy handrifatra [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Bond, saut, action de se cabrer Figuré: colère, emportement. [1.3] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2022/04/17 |