|
|
|
|

Teny iditra1  atsatoka
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Ajoro, alentika tsy afa-mihetsika: Atsatohy eto ny tahon-tsaina
Ilaozana ka avala hiandry eo: Loza no nafitsok' i Berna fa natsatony teo foana aho nandritra ny antsasak' adiny
Fototeny  4  tsatoka
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9  atsatoka, atsotaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21