Teny iditra |
tsatoka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | Fijoroana tsy mihetsika; fampijoroana sy fandentehana zavatra tsy hihetsiketsika. [Rajemisa 1985]
|
Fandikana frantsay | fixité, immobilité, stabilité [Abinal 1888]
|
Sampanteny |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
|
Teny iditra |
tsatoka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | Tsato-kazo lehibe marani-doha atao hanohana tsato-kazo kely madinika mba hisakanana ny rano na hiarovana ny fefiloha tsy ho vaky ¶ Fanekena handoa vola amboniny raha tsy voaloa amin' ny fotoanany ny vola tsy mafntsy haloa, na koa vola omena hatao antoka amin' ny vola tokony haloa, ka very maina io raha diso ny paik' andro tokony handoavana ilay vola. [Rajemisa 1985]
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Ohatra | Mitazona ny bainga tsy ho lasan' ny rano ny rantsan-kazo sy ny tsatoka. [FOFAFIPE: Haivola]
|
Lahatsoratra |
|
Teny iditra |
tsatòka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | Vala kely hazo, misy varavarana mihantona mora milatsaka raha vao voatohina, ataon' ny olona ho famandriham-biby, toy ny lambo [Rajemisa 1985]
|
|
Teny iditra |
tsatoka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fandikana frantsay | broche, piquet [SLP 1986]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
tsatoka
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Famaritana malagasy | [Tanosy]
antonona [Rakotosaona 1975]
|
|