Teny iditra atsimo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Lafin' ny tany any an-kavanana raha mitodika miantsinanana; mifanohitra amin' ny avaratra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The south. Atimo, and ambalaka used in the provinces. [1.2]
 The south [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Sud [1.3, 1.8]
Ohatra Hatrany amin'ny farany avaratra, ka hatrany amin'ny farany atsimo, miova fihetsika sy miova fiainana ny ala atsinanana rehetra [2.472]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : atsimo, atsimony, atsimon', atsimon-, atsimom-
Sampanteny 
 
Tovy hevitra ambalaka
Tohi-kevitra 
Kamban-teny 
Anaram-poko 
Tsipelina hafa 
Ohabolana 

Teny iditra atsimo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Kely haja, mahantra [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11