|
|
|
|

Teny iditra1  vazan-tany
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Lafiny efatra amin' ny tany: Eran' ny vazan-tany
Ohatra  4  [1.369#] Mandrosoa any amin' ny lalina », noho izany sahano daholo ny vazantany rehetra, « ary arotsahy ny haratonao.
Singan-teny  5  vazana, tany
Tovy hevitra  6  vazan-tany efatra
Kamban-teny 
Zanakanarana 

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/28